|
|
|
|

Teny iditra1  vaky bantsilana
Singan-teny  2 vaky, 3 bantsilana
Sokajin-teny  4  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5 amin' ny fotoana amonian' ny bantsilana.
6 Miseho miharihary ny nafenina, miseho miharihary tsara. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  7 La floraison du Bantsilana qui indique la saison des fièvres.
8 Figuré: clair, manifeste. [1.3]
[vaki-bantsilana] 9 (la période où fleurit le vantsilana ). Saison où, prétend-on, se déclenche les accès de paludisme.. [Merina]
10 Prise adjectivement l'expression signifie : évident, manifeste ; ce qu'on ne peut pas dissimuler. Ataovy vaki-bantsilana ny teninao : parlez clairement, sans tergiverser.. [1.196]
Voambolana  11  Fotoana
Mpanahaka  12  vakyambatolampy, 13  vakybarara, 14  vakybetroka

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12